FIANARANA MAMAKY SY MANORATRA NY TENY FRANTSAY
Secteur : Langues |
Diplôme : Certificat |
Type : Initial et continue
Description
Te hanampy olona ve ianao ? Zarao ary ity ! Efa misokatra izao ny fisoratana anarana ho an'ireo izay te hianatra hanoratra sy hamaky ny teny frantsay na ireo te hiantoka olona.
TSY MISY FITSAMPAM-PAHAIZANA FA AVY HATRANY DIA MIANATRA !!!
Fisoratana anarana : 26 martsa
Fidirana : 30 martsa
Sarany : 44 000Ar
Ora fianarana : Misy azo isafidianana na @ 11 ka h@ 12 ora na @ 4 ka h@ 5 ora hariva (isan'andro : Alatsinainy - Zoma)
Tongvava ary misoratra anarana ety @ AfT ka raha mbola tsy mpikambana dia ireto avy ny taratasy ilaina :
-Sary tapaka 3
-Taratasy fanamarinam-ponenana (certificat de résidence)
-Saram-pidirana ho mpikambana : 13 000Ar
Contact
communication2-aft@alliancefr.mg
033 17 273 18
Adresse
Andavamamba
Alliance française d'Antananarivo
Description
L’Alliance française est une association de droit Malgache, reconnue d’utilité publique, qui a pour missions la diffusion de la langue française et son enseignement « sous toutes ses formes » (pour les particuliers et pour les entreprises), l’organisation d’événements et d’animations culturels, le développement de la lecture publique.
Adresse
B.P. 916 Andavamamba
Contact
Alliance française
Tél : 2221107 / 0320721884